Entry | 1 somaingisaingy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana |
Explanations in French |
4 [1.3] timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux |
Root | 5 saingisaingy |
Analogs | 6 hangihangy, haingihaingy |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |